Teny iditra | 1 bevava |
Singan-teny | 2 be, vava |
Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Taisaka]
basivava 5 [1.78] [Tanala] basivava: Laha olo ho bevava i aban'i Tsaboto iñy, iengana mandy (raha olona ho basivava ny rain'i Tsaboto iny dia ialana fotsiny) 6 [1.1] (be vava) lehibe vava; basivava, mitsaontsaom-bava; lehibe, makadiry amin' ny hevitra an' ohatra: Heloka be vava |
Fanazavàna teny anglisy |
7 [1.2] [VAVA, mouth.] Loud voiced; great, exceeding, dear, costly. |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.82] [Taisaka]
bavard |
Tsipelina hafa | 9 bevava |
Tovy hevitra | 10 be taim-bava |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05 |